Hira faneva Mpihavana isika na ho aiza na ho aiza Izany no hafatr'ireo izay nitaiza Ireo razantsika ao ambany ny tany Mbola tsarovana mandraka androany Ny fiolonolonana aoka avela Fa sao dia miraikitra ao ambany ny lela Raha tonga ny andro ny fitsaharana Ny efa nafatotra tsy ho vahana Isika dia afaka mirehareha Na aiza na aiza toeran-kaleha Mpihavana isika satria tafaray Tsy azo sarahina mandrakizay.
MPIHAVAN'ISIKA - Hira faneva

Hira faneva

       Mpihavana isika na ho aiza na ho aiza
        Izany no hafatr'ireo izay nitaiza
        Ireo razantsika ao ambany ny tany
        Mbola tsarovana mandraka androany

    Ny fiolonolonana aoka avela
     Fa sao dia miraikitra ao ambany ny lela
     Raha tonga ny andro ny fitsaharana
     Ny efa nafatotra tsy ho vahana

         Isika dia afaka mirehareha
         Na aiza na aiza toeran-kaleha
         Mpihavana isika satria tafaray
         Tsy azo sarahina mandrakizay.

NOUS SOMMES PARENTES

« Où que tu sois, quoiqu’il advienne nous sommes parentés »
C’est le message que nos parents nous ont laissé

C’est à dire nos aïeux ensevelis
Inoubliables pour la vie

Laisse de côté les disputes futiles
Sinon elles risquent d’être perpétuelles !  inutiles !

Et quand le temps des adieux arrivera;
Les éducations transmises seront bénéfiques pour toi.

N’importe où sur cette terre
Nous pouvons être fiers

Maintenant nous nous sommes retrouvés,
Nous sommes parentés
Plus rien, ne pourra nous séparer.
NOUS SOMMES PARENTES « Où que tu sois, quoiqu’il advienne nous sommes parentés » C’est le message que nos parents nous ont laissé C’est à dire nos aïeux ensevelis Inoubliables pour la vie Laisse de côté les disputes futiles Sinon elles risquent d’être perpétuelles ! inutiles ! Et quand le temps des adieux arrivera; Les éducations transmises seront bénéfiques pour toi. N’importe où sur cette terre Nous pouvons être fiers Maintenant nous nous sommes retrouvés Nous sommes parentés Plus rien, ne pourra nous séparer. Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement